Vatsim-panahy
Araka ny voasoratra, dia tsy maintsy hijaly i Kristy sy hitsangan-ko velona
« Araka ny voasoratra, dia tsy maintsy hijaly i Kristy sy hitsangan-ko velona amin’ny andro fahatelo » (Lk. 24: 46)
Nambaran’ny Evanjely tamin’ny Alahady heriny fa ny harivan’ny nitsanganany tamin’ny maty ihany dia efa niseho tamin’ny mpiana... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Alarobia Fahatelo amin'ny Paka
Vakiteny I :
Asa. 8,1b-8.
Salamo :
Sal. 66,1-3a.4-5.6-7a.
Evanjely :
Jo. 6,35-40.