Vatsim-panahy
Tamin'izany, nalain'i Pilaty i Jesoa ka nasainy nokapohina
“Tamin'izany, nalain'i Pilaty i Jesoa ka nasainy nokapohina" (Jn 19, 1)
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.
Zoma Masina androany; zoma hafa amin’ny zoma rehetra. Zoma somary malomalok’endrika. Zoma mangingina. Ny zavatr... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Alakamisy masina
Vakiteny I :
Eks. 12:1-8,11-14,
Salamo :
Sal. 116:12-13,15-16bc,17-18,
Vakiteny II :
1 Kor. 11:23-26,
Evanjely :
Jo. 13:1-15,