Vatsim-panahy

Araka ny voasoratra, dia tsy maintsy hijaly i Kristy sy hitsangan-ko velona

« Araka ny voasoratra, dia tsy maintsy hijaly i Kristy sy hitsangan-ko velona amin’ny andro fahatelo » (Lk. 24: 46) Nambaran’ny Evanjely tamin’ny Alahady heriny fa ny harivan’ny nitsanganany tamin’ny maty ihany dia efa niseho tamin’ny mpiana... ( tohiny)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1523