Vatsim-panahy

Hianao va no Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?

Ao anatin’ny fiomanana tanteraka amin’ny ny Noely isika izao, na any am-piangonana, na eny amin’ny toerana samy hafa eny dia saika ahitana taratra daholo izay fiomanana amin’ny Noely izay. Indraindray anefa toa ny fiomanana ivelany ihany no mahavariana ny ankamaroan’ny olona, koa tsy sasatra ny Fiangonana mampahatsiaro antsika fa ny fotoanan’ny Fiaviana dia natao… tohiny



RSS RSS

 

Hoy ny Papa

Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa.

Ny hevitrao?

Vakiteny Androany

Alahady 15 desambra 2019
Alahady Fahatelo amin'ny Fiaviana
Vakiteny I : Iz. 35:1-6,10,
Tononkira : Sal. 146:7-10,
Vakiteny II : Jak. 5:7-10,
Evanjely : Mt. 11:2-11,
Mandritra ny herinandro :
Handray email

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0374 s.] - Hanohana anay