Vatsim-panahy

Matokia fa izaho ihany, ka aza matahotra

Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Asa na mba toa ahy ianao fa raha izaho manokana aloha dia mahatsapa fa tafiditra tanteraka amin’ny vanim-potoanan’ny fampihorohoroana tanteraka isika izao. Tsy ireo mahery fihetsika ihany no tiako ho lazaina mampihorohoro eto fa ny fiaraha-monina manontolo mihitsy no feno fampihorohoroana; miaina tsy lavo loha… tohiny



RSS RSS

 

Hoy ny Papa

Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa.

Ny hevitrao?

Vakiteny Androany

Asabotsy 08 aogositra 2020
Asabotsy Fahavalo ambin'ny folo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I : Hab. 1:12-17,2:1-4,
Evanjely : Mt. 17:14-20,
Mandritra ny herinandro :
Handray email

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [3.1146 s.] - Hanohana anay