Vatsim-panahy

Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo

Ny didy vaovao nomen’i Jesoa no nambaran’ny Evanjely tamin’ny Alahady heriny. Voalazany mazava tsara fa « didy vaovao no omeko anareo, dia izao : Mifankatiava, ary aoka ho toy ny nitiavako anareo no hifankatiavanareo. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia » (Jo. 13 : 34). Manasa antsika rehetra ihany koa… tohiny



RSS RSS

 

Hoy ny Papa

Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa.

Ny hevitrao?

Vakiteny Androany

Alahady 22 mey 2022
Alahady Fahaenina amin'ny Paka
Vakiteny I : .
Tononkira : .
Evanjely : .
Mandritra ny herinandro :
Handray email

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0140 s.] - Hanohana anay