Sady mankalaza ny Niakaran’ny Tompo any an-danitra isika androany no mankalaza ihany koa ny Alahady Fahafito amin’ny Paka arakaraky ny toerana izay misy antsika tsirairay avy. Efa nohazavaintsika ihany saingy tsy maha-sasatra ny mamerina izany, indrindra ho an’ireo izay tsy mahatadidy na mbola tsy mahalala fa raha ny tokony ho izy sy ny mahazatra antsika Malagasy dia anio no ankalazana… tohiny
« Ry zatovo, izaho mandidy anao, mitsangàna ! » (Lk 7,14) Ry tanora malala, Tamin’ny…tohiny
Mankalaza ny Zoma Masina isika. Ny Zoma Masina, izay hahatsiarovantsika manokana ny nahafatesan’I…tohiny
Natolotry ny Eveka mpanampy ao amin'ny Diosezin'Antananarivo Loharano RDB Live …tohiny
Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa.
Md. Maximin de Treves
Maximin dia teraka tao Silly departemantan’I Vienne, tamin’ny faraparan’ny taonjato faha telo. Fanta-daza tao an-tanana ny fianaka... tohiny.