Ny didy vaovao nomen’i Jesoa no nambaran’ny Evanjely tamin’ny Alahady heriny. Voalazany mazava tsara fa « didy vaovao no omeko anareo, dia izao : Mifankatiava, ary aoka ho toy ny nitiavako anareo no hifankatiavanareo. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia » (Jo. 13 : 34). Manasa antsika rehetra ihany koa… tohiny
« Ry zatovo, izaho mandidy anao, mitsangàna ! » (Lk 7,14) Ry tanora malala, Tamin’ny…tohiny
Mankalaza ny Zoma Masina isika. Ny Zoma Masina, izay hahatsiarovantsika manokana ny nahafatesan’I…tohiny
Natolotry ny Eveka mpanampy ao amin'ny Diosezin'Antananarivo Loharano RDB Live …tohiny
Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa.