Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Ny Evanjely aroson’ny Fiangonana ho sakafom-panahintsika mandritra ity herinandro vaovao diavintsika ity dia ny tohin’ny tamin’ny heriny momba ilay fampianaran’i Jesoa momba ny hasambarana valo. Ny fampianarana momba ilay hasambarana valo dia miompana indrindra ny amin’ny valisoa miandry ny tsirairay… tohiny
« Ry zatovo, izaho mandidy anao, mitsangàna ! » (Lk 7,14) Ry tanora malala, Tamin’ny…tohiny
Mankalaza ny Zoma Masina isika. Ny Zoma Masina, izay hahatsiarovantsika manokana ny nahafatesan’I…tohiny
Natolotry ny Eveka mpanampy ao amin'ny Diosezin'Antananarivo Loharano RDB Live …tohiny
Mangataha amin'Andriamanitra mba ho azontsika fa ny fitiavana dia fanompoana sy fikarakarana ny hafa.