Fandalinam-pinoana

sisi298 ( 23/09/2016 12:38)
Miarahaba daholo! Sao mba misy afaka manome endriky ny litorjia fanao amin'ny Mariazy ato azafady. Misaotra betsaka amin'ny fanampiana!... tohiny
novalian'i solofo74 ny 17/02/2023 01:38
augustndro ( 30/05/2016 12:32)
Bonjour mba te handalina Baiboly manomboka eo amin'ny Asan'ny Apostoly ka hatramin'ny farany aho sao misy afaka manome format pdf na word 2007 merci... tohiny
raboba ( 11/01/2016 07:49)
Salama é, Azafady fa ny tenako dia mba nandalina kely momba ny "calendrier liturgique" ka misy tsy azoko ny fomba fanisana ireo herinandro tsotra mandavataona ka indro anotaniako eto: - ny hitako i... tohiny
novalian'i raboba ny 11/01/2016 17:14
srajerison5 ( 06/08/2014 09:17)
Bonjour a tous! Inona kay no mahatonga antsika katolika tsy mahazo mandray any @ fiangonana hafa?... tohiny
novalian'i aimenhary ny 19/11/2014 07:57
SAMLANDY ( 22/05/2013 12:12)
Atoroy anahy hoe ny fampidirana hira ato... tohiny
SAMLANDY ( 22/05/2013 12:10)
Salama! Nahoana ho'aho no manao arahaba ny Maria be dia be fa tsy Rainay any an-danitra rehefa manao chapelet... tohiny
novalian'i SAMLANDY ny 05/12/2016 15:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01