Avia fa ho hitanareo

1. admin ( 14/01/2018 23:04)
Alahady tsotra faha 2 mandavantaona - Taona B

“Avia fa ho hitanareo” (Jn 1, 35-42)



Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.

Miditra sahady amin’ny herinandro faharoan’ny vanim-potoana mandavataona sahady isika; mandeha ny fotoana, mande... Tohiny
2. craigy ( 14/01/2018 23:04)
Bonjour Mompera Nary,
Tena misaotra sy mankasitraka tamin ny fanazavanao ny evanjely androany amin ny alalany internet ity fa tena nahafapo tanteraka.Mba mangataka raha mety mba tohizo hatrany fa tena ilainay vahoakan Andriamantra ny toy izao. Ny Tompo anie hitantana anao hatrany amin ny zavatra rehetra sy ampitombo ny fahamasinanao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105