Mariazy

1. sisi298 ( 23/09/2016 12:38)
Miarahaba daholo!
Sao mba misy afaka manome endriky ny litorjia fanao amin'ny Mariazy ato azafady.
Misaotra betsaka amin'ny fanampiana!
novalian'i solofo74 ny 17/02/2023 01:38
2. rakotohalison ( 11/07/2018 16:38)

sisi298:

Miarahaba
ao anaty baky vavasy hira misy ny litorjia rehetra @ sakramenta katolika

mankasitrak

3. admin ( 05/08/2018 08:57)
http://katolika.org/vavaka/sorona-masina/lamesa-momba-ny-fanambadiana-masina

sisi298:

Miarahaba daholo!
Sao mba misy afaka manome endriky ny litorjia fanao amin'ny Mariazy ato azafady.
Misaotra betsaka amin'ny fanampiana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105