Tonga hanipy afo ety ambonin’ny tany Aho

1. hery ( 18/08/2016 10:11)
(Lk 12, 49-53)



Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.

 

Manalasala tahaka ny katsaka, atao ho vavy toa misy volom-bava, atao ho lahy toa mibaby io tenin’ny Tompo hoe “hanipy afo” io. Raha tsy mamakafaka tsara ary mandalina akaiky ny ti... Tohiny
2. elisoajulie ( 18/08/2016 10:11)
Salama daholo,

Misaotra indrindra fa tsara be ny fampianarana, manantena indray ny ahita ny famelabelarana ny fotokevitra tamin'ny Alahady 14/08/16 lasa teo.

"Tolona ambony vatolampy ny fiainana, izay manao tà tsy vinitra no vaky loha"
ahitsio azafady raha misy diso ny fanoratro azy

Misoatra indrindra,
3. mbolaniaina.nary ( 20/08/2016 09:33)

elisoajulie:

Salama daholo,

Misaotra indrindra fa tsara be ny fampianarana, manantena indray ny ahita ny famelabelarana ny fotokevitra tamin'ny Alahady 14/08/16 lasa teo.

"Tolona ambony vatolampy ny fiainana, izay manao tà tsy vinitra no vaky loha"
ahitsio azafady raha misy diso ny fanoratro azy

Misoatra indrindra,

salama elisoajulie,
azonao jerena ao amin'ny "tahiry"- "matoan-dahatsoratra" ny famelabelarana fotokevitra rehetra efa teto
mirary soa

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6021