VAVAKA HO AN'NY TAON-JOBILIN'NY FAMINDRAMPON'ANDRIAMANITRA

1. olive05 ( 22/02/2016 09:19)
Ry Jesoa Kristy Tompo o,
Ianao no nampianatra anay hahay mamindra fo tahaka ny Ray any an-danitra,
Ary nilaza taminay fa izay mahita Anao dia mahita ny Ray,
Asehoy anay ny endrikao dia ho voavonjy izahay.
Ny topimasonao feno fitiavana no nanafaka an'i Zakeo sy i Matio tamin'ny fanandevozan&#... Tohiny
novalian'i tatiezzah ny 25/07/2016 13:44
2. tojosoft1 ( 22/02/2016 09:19)
Miarahaba,
Nanao io vavaka io tao am-piangonana izahay dia notebahin'ny Pr Cure fa hoe tsy izy hono io fa le ray tsotsotra no nifanarahana eto @ diosezy. Inona no tena izy?
3. tatiezzah ( 25/07/2016 13:44)

Vavaka mitovy foto-kevitra ilay izy fa tsy tokony asiana olana. Ka rehefa mivory ny filan-kevitra Pastoraly dia tokony midinika izay tiana hiombonana. Ny anay manokana aloha dia io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.065