VAVAKA HO FANAMBARANA OLOSAMBATRA AN’I LUCIEN BOTOVASAO NO SADY FANGATAHANA FAHASOAVANA

1. Saolala ( 28/01/2015 08:20)
Ry Andriamanitra Rainay ô, Ravo izahay Oloraiky fa nampahafantarinao
ny fitiavanao tamin'y  alalan'i  Jesoa Zanakao.
Entanin`ny Fanahinao Masina Izahay ka mitalaho Aminao :
Vonjeo izahay vahoakanao ka mba ho sitrakao ny hampibaribary ny voninahitrao amin`ny  fanambarana ... Tohiny
novalian'i tojosoft1 ny 23/07/2015 17:49
2. saolala ( 28/01/2015 08:20)
Io vavaka io dia atao ho fanambarana Olon-tsambatra an'i Lucien Botovasao sy fangatahana fahasoavana ka miangavy an'izay mahazo fahasoavana mba hampita izany amin'ity adiresy ambany ity.

Imprimatur
+ Mgr Marc Benjamin RAMAROSON , c.m., Evekan’i Farafangana

Ampitao amin’i + Mgr Marc Benjamin,RAMAROSON c.m., B.P 24 (309) Farafangana
izay fahasoavana noraisinao. Misaotra
3. miarizo15 ( 19/02/2015 11:05)
katolika aho. fa mahagaga ahy ny ilatsika katolika olona hafa ho panelanelana @Andriamanitra nefa dia mazava ny baiboly hoe "izaho no lalana sy fahamarinana" hoy i kristy, ary hoy ny apostoly "tsy misy anarana hafa ambany ny lanitra hahazahoana famonjena afa-tsy ny anaran'i Jesoa"
4. saolala ( 22/02/2015 00:45)
Tokona ny Mpanelanelana (médiateur) dia i Kristy nefa amin’ny Fianakaviana ny Eglizy dia miara-mivavaka amintsika ny olomasina amin’ny fangatahana fahasoavana. Tsy Mpanelanelana fa mpivavaka tahaka antsika. Noho izany tsy mivavaka aminy isika izany hoe atao mpanelanelana tsy amin’ny alalany na oviana na oviana fa amin’ny alalan’i Kristy irery ihany ny vavaka asandratra ataontsika. Fa ny fiombonana amin’ny Olomasina (jereo ny Credo) dia miaraka mivavaka amintsika ireo Olomasina. Mivavaka ho antsika Izy ireo manomboka amin’i Masina Maria....
5. saolala ( 22/02/2015 00:47)

6. saolala ( 22/02/2015 00:47)

7. tojosoft1 ( 23/07/2015 17:49)
fa maninona raha mba ampidirina koa ireo vavaka maro hafa sasany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0228