Madagasikara

1. admin ( 10/07/2014 07:09)
2. zemjos ( 10/07/2014 07:09)
Ny Pretra lehibe ao anaty paroasy iray ve dia tokony hanana toe-tsaina sy fahefana handrara olona iray tsy ilatsaka ho fidiana ho Filohan'ny Filankevitra Paroasialy? Anefa io olona rarĂ na io dia tena mitondra ny vahoakan'Andriamanitra amin'ny lalana marina fa tsy variana mirevy manao fianan'izao tontolo izao!!! mba mila soso-kevitra aminareo aho satria ho viravirain'ny Demony tanteraka ny Paroasy raha olona mpijangajanga sy Mpimamo no hitondra ny Paroasy !!
3. admin ( 10/07/2014 07:51)
Raha hoe ny fahefana dia manana tokoa ny pretra tompom-paritany. Fa ny hoe manapatra fahefana ve izy no tokony hodinihina.
Nilaza ny antony nanakanany an'io olona io ve ilay pretra? Voaporofo ve izany antony izany?
4. jmampiandra ( 26/04/2017 14:29)
Mis manana application sorona Masina Andanandro ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115