Vavaka raha misy horohoron-tany

1. Rakparfait ( 30/06/2014 07:27)
Andriamanitra รด! Ianao nanao ny tany ho mafy orina; koa iantrao izahay matahotra; tsimbino fa mitalaho Aminao; enga anie ho afaka amin'ny loza horohoron-tany, ka ho renay mandrakariva fa mitsimbina anay Ianao ary hatoky fa arovanao sy ho feno fankalazana hanompo Anao.
Amin'ny alalan'ny Kristy Tomponay. Amen
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1111