Izay mahatoky amin’ny kely, dia mahatoky koa amin’ny lehibe

1. admin ( 23/09/2013 09:30)
Alahady 22 septambra 2013 Alahady Faha – 25 tsotra Mandavan-taona

Fifampitokisana, fahamarinana ary fanompoana an’Andriamanitra fa tsy ny harena no hevi-dehibe ambaran’ny Evanjely izay aroson’ny Fiangonana ho antsika androany. Raha tsiahivina dia ny fampianaran’i Jesoa... Tohiny
novalian'i Arotia ny 24/09/2013 09:23
2. Arotia ( 23/09/2013 09:30)
Salama eh!

Mba afaka mahazo ny loko tokony ampiasaina ao am-piangonanana araka ny vanim-potoana litorjika ve azafady? Izany hoe ny lamban'ny otely sy ny lamba eny amin'ny rindrina no tiako ho lazaina.
Misaotra mialoha amin'ny velin-teny mahafa-po.

Mazotoa.

Arotia.


3. admin ( 23/09/2013 11:09)
Jereo eto: http://katolika.org/katolika/tetiandro


Arotia:

Salama eh!

Mba afaka mahazo ny loko tokony ampiasaina ao am-piangonanana araka ny vanim-potoana litorjika ve azafady? Izany hoe ny lamban'ny otely sy ny lamba eny amin'ny rindrina no tiako ho lazaina.
Misaotra mialoha amin'ny velin-teny mahafa-po.

Mazotoa.

Arotia.



4. Arotia ( 24/09/2013 09:23)

Salama eh!
Misaotra betsaka fa tena voavaly ny fanontaniana.Tena mahafa-po.
Amin'ny manaraka ndray ô!
Mazotoa.

Arotia.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0908