Hanampy ara-bola?

Lohahevitra : Hanampy ara-bola?
Fitohizan'ny hafatra : Hanampy ara-bola?
Valiny : 1
- 29/05/2013 08:42
Tsy natao hidiram-bola ity takelaka ity fa natao maimaim-poana vokatry ny fitiavana ny Fiangonana sy ny fampielezana ny finoana. Na izany aza nefa dia misy ireo fandaniana atao. Koa raha toa ka manam-paniriana hanampy ara-bola ianao dia raisina an-tanandroa na dia kely aza satria ilaina tokoa.
Koa r... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
SAMLANDY - 29/05/2013 08:42
salama ô!
mangataka vavaka ho an'ny taranaka malagasy sy ny tanindrazana reto à
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.2631 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org