Hevitra tiana hiadian-kevitra

1. SAMLANDY ( 22/05/2013 12:29)
Gaga amin'ireto olona milaza nahita faminaniana ireto aho re olona fa tena malaza sady maro anie ry zareo zao eto Madagasikara,
Nahoana àry no taomin-dry zareo hitovy amin'ny finoan'i Tomas ny olombelona ,mahazo fahagagana vao misy Jesoa.
Kanefa anie hoy Jesoa sambatra zay mino nefa tsy nahita,tsy misy na iray amin'ireny olona milaza akaikin'Andriamanitra ireny no mba mitatata amin'ny radio na telé ny fifankatiavana sy fifandeferana ary ny fitandrona ny marina eo amin'ny sehatra misy ny olona tsirairay;ny mpianatra,ny mpiasa,ny mpivarotra ,ny mpitandro ny filaminana,ny mpitsara
Amiko izany fifankatiavana izany no tokony hiamasoan'izay olona na sehatra natao ho an'ny finoana,anisan'izany ity seraserakatolika ity.
Andao reto hisika hanatanteraka ilay didy nomen'i Kristy hoe "DIDY VAOVAO NO HOMEKO ANAREO MIFANKATIAVA...sy ny hoe INDRO HIRAHIKO ANAREO AMPANJAKA NY FITIAVANA.
Zay asa hanampy antsika amin'izany no hifanampiana sy hiraisan-kina.
Mazotoa daholo de miala-tsiny raha tsy mifanaraka amin'ilay antompisian'ity serasera ity le hevitra,mahafinaritra aloha le izy .
2. admin ( 11/08/2014 08:43)
Misaotra fa mahafinaritra e.

3. zandrikely ( 26/03/2015 09:44)
samlandy : zay no hitany sy fantany fa mety , fa isika , enao , za , tazomintsika ze finontsika , io samy manana ny azy , misy azontsika raisina de mandray , tsy misy mo de alefa any amin ny gare any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105