Ataovy izay rehetra holazainy aminareo

1. hery ( 21/01/2013 03:03)



Rehefa avy nankalaza ny nanaovana batemy an’i Jesoa isika tamin’ny Alahady heriny, izay namaranana ny fankalazana ny Noely dia tafiditra tanteraka ao anatin’ny vaninandro tsotra mandavantaona. Androany tokoa no Alahady Faharoa tsotra Mandavantaona izay anomezan’ny Fiango... Tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2013 22:37
2. HLanto ( 21/01/2013 03:03)
Salama o! mety ve ra mba asina toriteny ihany koa isan'andro. Misaotra indrindra
3. hery ( 22/01/2013 22:37)
Angamba tsy ho araka raha isanandro. Asa anefa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0896