afaka mitady olona ato ve ohatra oe pretra izy !...

1. rado3581 ( 22/04/2012 09:45)
afaka mitady olona ato ve ohatra oe pretra izy !
novalian'i admin ny 08/06/2012 11:23
2. admin ( 08/06/2012 11:23)
Salama,

Ny olona manao ny matoan-dahatsoratra isan'alahady eto dia pretra. Fa raha mitady pretra ianao dia any amin'ny paroasy no haingana kokoa.

Hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105