Fanavaozana ny takelaka

1. admin ( 09/09/2011 04:07)
Nohavaozina tanteraka ny milina mikirakira ny takelaka katolika.org inoana fa hahamora hatrany ny fifaneraserana eto amin'ity takelaka ity izany.
novalian'i rafara ny 30/12/2012 10:06
2. jncs ( 25/05/2012 14:59)
Azo atao ve ny mandika ireo hira ireo mba henoina any an-trano? Misaotra tompoko.
3. rdrol ( 24/12/2012 10:29)
Ho an'ireo mahay zava-maneno. Mba azonareo atao ve ny mampiditra ny partition ny hira katolika. Dia misaotra mialoha.
4. admin ( 24/12/2012 10:33)
Efa misy vitsivitsy ao amin'ny http://katolika.org/hira-henoina
5. rafara ( 30/12/2012 10:06)

admin:

Efa misy vitsivitsy ao amin'ny http://katolika.org/hira-henoina


Mirary soa ho anareo rehetra ao am katolika.org ary mirary taoana vaovao sambatra ho anareo sy izay mamaky izao. Misaotra am ezaka ataonareo momba ny fanavaozana. Mankafia manokana ny takelaka momba ny hira ny tenako. Mba te hianatra hira indrindra ny hira vaovao. Misaotra fa misy hira azo henoina sy misy partition. Tsara fa tohizo. Andriamanitra hitahy anareo lalandava. Misaotra misaotra misaotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101