Aleloia, hôzana

Aleloia, hôzana; aleloia, amen. (indroa)
 
1 Ny tendrombohitra sy ny havoana
 Midera anao, ry Ray Tompo Nahary.
 
2 Irony volana sy irony kintana
 Midera anao, ry Ray Tompo Nahary.
 
3 Ny hafaliana sy ny alahelo
 Midera anao, ry Ray Tompo Nahary.
Nampiditra Belle
Sokajy Aleloia
Fihirana Dera p. 47
Fihirana Hasina p. 157
Vavaka sy Hira p. 473
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091