Tompo ô, mamindrà fo aminay e (2) - Fa nanota tokôtry ahay ma rô

Tompo ô, mamindrà fo aminay e. (averina)
Mamindrà fo aminay ianao, ry Tompo, mamindrà fo aminay e
Fa nanota tokôtry ahay ma rô,             mamindrà fo aminay e
Da maro tokôtry ñy otanay,                 mamindrà fo aminay e
Mivalo misitriky fa nanota,                  mamindrà fo aminay e
Mafiraiñy ahay laha tsy teo ianao,       mamindrà fo aminay e.

Kristy ô, mamindrà fo aminay e. (averina)
Mamindrà fo aminay ianao, ry Tompo...

Tompo ô, mamindrà fo aminay e. (averina)
Mamindrà fo aminay ianao, ry Tompo...

Nampiditra Belle
Sokajy Fifonana
Fihirana Hasina p. 149
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0942