Zanakao 'zahay, ka raiso 'ty fanatitray

Zanakao 'zahay,
Ka raiso 'ty fanatitray.

1 Amim-panajana
 Amin-karavoana
 No anoloranay,
 Ry Tompo ô, ity hôstia.

2 Sorom-pisaorana
 Sy fitalahoana
 No atolotray anao,
 Ry Rainay be fitia.

Nampiditra Belle
Sokajy Fanolorana
Fihirana Hasina p. 87
Vavaka sy Hira p. 733
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009