Kristy velona, fahazavana

Kristy velona, Kristy velona, Kristy velona,
Kristy velona, fahazavana sy fiainana e:
Mifalia, ry olombelona.

 

Ny haizin'ny fahafatesana e               resin'ny fahazavana.

Ny haizin'ny fankahalana e                resin'ny fahazavana.

Ny haizin'ny lainga amam-pitaka e     resin'ny fahazavana.

 

Aleloia, aleloia, (aleloia), aleloia, aleloia!

Nampiditra Belle
Sokajy Paka
Fihirana Hasina p. 76
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2784