Hisaorana anie Andriamanitra Ray

Hisaorana anie Andriamanitra Ray!

 

1 Aleloia!
 Nomeny fandresena i Kristy Mpamonjy.
2 Aleloia!
 Nomeny fandresena koa isika ka voavonjy.

3 Aleloia!
 Nasehony ny heriny, eny re, ka tsy ho faty isika.
4 Aleloia!
 Fa resiny tanteraka ny fahafatesantsika.

5 Aleloia!
Fa izy be fitiavana ka tsy hanary antsika e.
6 Aleloia!
Ho mandrakizay, eny re, ny fitiavany antsika.

Nampiditra Belle
Sokajy Paka
Ankalazao ny Tompo p. 95
Fihirana Hasina p. 76
Fihirana Vaovao p. 334
Vavaka sy Hira p. 702
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089