Ry Fiangonana, Jerosalema vaovao

1 Ry Fiangonana, Jerosalema vaovao, mahereza,
Mitsangàna, mitafia hazavana e, mandrenesa!
                   Aleloia, aleloia!

2 Indro mamiratra anivonao ny voninahitr'izy Tompo,
 Dia i Kristy 'lay Zanany e tonga nofo ô, izy Tompo.
                   Aleloia, aleloia!

Nampiditra Belle
Sokajy Noely
Ankalazao ny Tompo p. 334
Ankalazao ny Tompo p. 382
Fihirana Hasina p. 65
Fihirana Vaovao p. 38
Vavaka sy Hira p. 664
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1855