'Zaho mino an'Andriamanitra - Zanahary mahefa ny raha jiaby

Mpiventy/Vahoaka

'Zaho mino an'Andriamanitra e ia
Zañahary mahefa ny raha jiaby e ia,
Tokana olona telo ô,
Ray, Zanaka sy Fanahy e ia;
'Zaho mino ô ia!
 
Oa zaho mino  ô ô ia!
Oa zaho mino  ô ô ia!
 
1. 'Zaho mino ny Zañahary e
Nañano ny lanitry ndraiky tany e ia,
Sy ny zavatra rehetra e ia:
Na ny hita maso na ny tsy hita e ia
'Zaho mino ô ô ia!
Oa Zaho mino ô ô ia!
Mino ô ia!
 
Oa zaho mino  ô ô ia!
Oa zaho mino  ô ô ia!
 
2. 'Zaho mino an'i Jesoa Tompo ô,
Zanany tokana Tompontsika e ia,
Noforonin'ny Fanahy masina e ia,
Nijaly sy maty ho antsika e ia.
'Zaho mino ô  ia!
 
Oa zaho mino  ô ô ia!
Oa zaho mino  ô ô ia!
 
3. 'Zaho mino an'i Jesoa Tompo ô  ia
Nitsangana tamin'ny maty e ia
Niakatra any an-danitra izy e ia
Nipetraka eo an-kavanan'ny Ray e
'Zaho mino ô  ia!
 
Oa zaho mino  ô ô ia!
Oa zaho mino  ô ô ia!
 
4. 'Zaho mino ny Fanahy Masina e ia,
Ny Eglizy Masina Katolika e ia,
Zaho mankato ny batemy tokana e ia,
Sy ny fiainana mandrakizay e ia,
'Zaho mino ô  ia
Nampiditra hery
Fihirana Hasina p. 803
Karine Dera p. 465
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091