Ho vavolombeloko manko ianareo

Ho vavolombeloko manko ianareo.

 

1 Homeko hankahery anareo ny Fanahy,

2 Dia izy hanoro sy hanampy anareo;

3 Hitety an'i Jerosalema ianareo,

4 Hitondra ny teniko am-paran'ny tany.

5 Ataovy mpianatro ny olon-drehetra,

6 Lazao azy ireo ny fitiavan'ny Ray;

7 Harahiny izay nandidiako anareo,

8 Dia indro aho fa homba anareo lalandava.

Nampiditra Belle
Sokajy Fanahy Masina
Ankalazao ny Tompo p. 101
Fihirana Dera p. 186
Fihirana Hasina p. 50
Fihirana Vaovao p. 149
Vavaka sy Hira p. 506
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133