Tompo ô tsy mendrika aho

Tompo ô tsy mendrika aho
Ny handray anao anio
Mitenena teny tokana
Dia ho sitrana ny fanahiko.

Nampiditra hery
Sokajy Komonio
Fihirana Hasina p. 730
Vavaka sy Hira p. 741
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0692