E, mpandova an'Andriamanitra isika

E, mpandova an'Andriamanitra isika, aleloia!

1 Nozarainy tamintsika ny tsiambaratelony,
 Mba handraisantsika an-tanana ny ho avy miaraka aminy.

2 Nozarainy tamintsika ny afo fitiavana
 Andrehetana ny fon'izay mikaroka ny tavany.

3 Nozarainy tamintsika 'reo asan'ny tanany
 Hizakana ny voaary 'zay natolony ho antsika.

4 Nozarainy tamintsika ny lapa fonenany
 Anorenany ny lanitra am'izay hitoerantsika.

Nampiditra Belle
Ankalazao ny Tompo p. 470
Fihirana Hasina p. 18
Fihirana Vaovao p. 55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095