Rankizy 'Zaho foin’ny olona

1-      Rankizy ‘Zaho foin’ny olna, fa ratsy fo izy rehetra;
Ny olomasina any an-danitra no sisa mitoetra Amiko;
Tomany aho isan’andro, mitoera Amiko ianao,
Ka ny lohanao ampandrio eto ambonin’ny foko.

Isika miaingà, miaingà hanala ny alahelon’i Jesoa
Ka mianiàna isika tsy mba hisaraka aminy.

2-      Izaho tonga aty an-tany ka nahafoy ny Tenako
Fa tsy mba misy mahafantatra ny soa entin’ny Foko
Tomany Aho….

Nampiditra admin
Fihirana Dera p. 123
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092