Mendrika hisaorana, Ianao Andriamanitra

Mendrika hisaorana e e, Ianao Andriamanitra
Andriamanitry ny tany tontolo ô, namonjy anay e
E e e, mendrika hisaorana
 
E e e, mendrika hisaorana
1-      Andriamanitry ny tany tontolo ô,  
mendrika hisaorana
E e e, mendrika hisaorana
Anao no Tompon’ny raha jiaby e,          
mendrika hisaorana
Anao no Tompon’izao tontolo ô,            
mendrika hisaorana
Nenti-mamelôgno raha jiaby e,               
mendrika hisaorana
 
2-      Andriamanitra Andriananahary e,   
mendrika hisaorana
E e e, mendrika hisaorana
Hitanay ny fitiavanao ô,                          
mendrika hisaorana
Nomenao ny Zanakao ô,                          
mendrika hisaorana
Niara-nijaly taminay e,                           
mendrika hisaorana
 
3-      Ianao no Tompon’ny tany rehetra e,
mendrika hisaorana
E e e, mendrika hisaorana
Ianao ilay mandrakizay e,                        
mendrika hisaorana
Tsisy raha tsy avy aminao ô,                    
mendrika hisaorana
Mandrakizay ny fitiavanao ô,                  
mendrika hisaorana

Nampiditra admin
Sokajy Fisaorana
Antsao ny Tompo p. 115
Fihirana Hasina p. 781
Karine Dera p. 432
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093