Zanak'Ondry e, Zanak'Ondrin'Andriamanitra

Zanak’Ondry e, Zanak’Ondrin’Andriamanitra
Nanaiky ho fantsihana Izy e; (2)
Mamindrà fo aminay, mamindrà fo aminay e! (2)
 
Zanak’Ondry e, Zanak’Ondrin’Andriamanitra
Nanaiky ho Sorona Izy e; (2)
Mamindrà fo aminay, mamindrà fo aminay e! (2)
 
Zanak’Ondry e, Zanak’Ondrin’Andriamanitra
Nitondra fiadanana Izy e (2)
Omeo fiadanana izahay, omeo fiadanana izahay e! (2)

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Fihirana Hasina p. 805
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095