Fiadanana nentin'iny e

Fiadanana nentin’iny e e

Fiadanana lavorary a a

Fiadanana lavorary avy amin-Janahary

Fiadanana ho antsika e

 

Ny Lanitra nentin’iny e

Dia lanitra lavorary a a

Lanitra lavorary, avy amin-Janahary

Ny lanitra ho antsika e

 

Ny fifankatiavantsika e e

Fitiavana lavorary a a

Fitiavana lavorary

Avy amin-Janahary

Ny fifankatiavantsika e

Nampiditra admin
Sokajy Fiadanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009