Ampanjakao ilay fitiavana

Ampanjakao ilay fitiavana

Sy fiadanana omeko anareo

Fifankatiavana no ahalalana

Fa tena mpianatro ianareo

            Fitia tsy manavaka, na mila tambiny

            No nitiavako anareo

            Tsy ho very maina foana, zay nafafinareo

            Raha ny fitiavako no banjininareo

Nampiditra admin
Sokajy Fiadanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0595