Velona Ianao Jesoa

Velona Ianao Jesoa ô, Mibaliaka hazavana

Hazavana tondrak’aina, Aina feno avy amin’ny Ray

Aina feno avy amin’ny Ray ô Aleloia

Nampiditra admin
Sokajy Fihobiana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091