Masigny ana Zagnahary

Nampiditra: admin
Sokajy: Masina,


Masigny ana Zagnahary, ana Tompon’ny voaary

Tompon’ny tany sy ny lanitra e ia

Ia e e e ia, Tompo ô, ana Tompon’ny hery e

Ia e e e ia, masigny e ia

 

1-      Feno ny voninahitrao ô ia

Ny tany sy ny lagnitry e ia

Hozana agny amin’ny avo indrindra e ia

Hozana  Hozana amin’ny avo indrindra e ia

Ia e e ia

2-      Hosoavina anie ilay avy e ia

‘Lay avy amin’ny agnaran’ny Tompo ô ia

Hozana agny amin’ny avo indrindra

Hozana Hozana amin’ny avo indrindra e ia

Ia e e e ia


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0149 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org