Fa masina e ia

Fa masina e ia, fa masina e ia, fa masina e ia

Ny Tompo Andriamanitra e

Fa masina e ia, fa masina e ia, fa masina e ia

Ny Tompo Andriamanitra e


1-      Feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra e ia

Feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra

Hozana, Hozana, Amin’ny avo indrindra (2)


2-      Hosoavina anie ‘lay avy amin’ny anaran’ny Tompo e ia

Hosoavina anie ‘lay avy amin’ny anaran’ny Tompo

Hozana, Hozana, Amin’ny avo indrindra (2)

Nampiditra admin
Sokajy Masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094