'Lay (Ilay) niteraka antsika indray

Fiv:
'Lay niteraka antsika indray tamin'ny rano sy ny Fanahy

1 - Endrey ny indrafon'Andriamanitra Ray

2 - Nanavotra antsika tamin'ny ratsy rehetra

3 - Nanandratra ambony ny Zanany tiany

4 - Namelona fanantenana ho antsika

5 - Nanolotra hery hiarovana antsika

6 - Isaoran'ny olona mino rehetra

7 - Hanangan-ko velona antsika any aoriana

8 - Hanomana lova mateza ho antsika.

Nampiditra pissoa
Sokajy Samihafa
Ankalazao ny Tompo p. 433
Fihirana Dera p. 303
Fihirana Hasina p. 21
Fihirana Vaovao p. 140
Vavaka sy Hira p. 505
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015