Andriamanitra no tokiko ka tsy misy atahorako

Andriamanitra no tokiko
ka tsy misy atahorako
Andriamanitra no Raiko
Jesoa Zanany no Zokiko.
 
1- Aleoko mialoka amy Tompo
toy izay miantehitra amin'olona.
 
2-Izaho tsy ho faty intsony
f'Izy Ray no tompon'aina.
 
3- Avia ianao, hoy ny Teniny,
ka matoria am-piadanana.
 
4- Izaho dia handry fehizay,
hiadana fa tsara mpiandry.
 
5- Izaho hitandrina ny didiny
dia hiara-monina amiko Izy.

Nampiditra Bariry
Sokajy Fidirana
Ankalazao ny Tompo p. 279
Fihirana Dera p. 221
Fihirana Hasina p. 16
Fihirana Vaovao p. 307
Vavaka sy Hira p. 463
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009