Ry Fanahy Masina, avia midìna

Fiv
Ry Fanahy Masina, avy e midìna ; avia midìna

1 - Ô ry Rain'ny ory, avia
Mpizarazara soa, avia
Ry mpanolo-tsaina, avia midìna.

2 - Ry Mpanambitamby, avia
Ô ry soa indrindra, avia
Ry Mpamelombelona, avia midìna.

3 - Mpanafaka alahelo, avia
Ô ry Fahazavana, avia
Ô ry Mpanamasina, avia midìna.

4 - Ô ry Mpanadio, avia
Ô ry Mpankahery, avia
Fanomezan-tsoa, avia midìna.

Nampiditra pissoa
Sokajy Fanahy Masina
Fihirana Dera p. 120
Fihirana Hasina p. 52
Fihirana Vaovao p. 299
Vavaka sy Hira p. 809
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088