Ny Firenen-drehetra no navotanao

Sas :
Ny Firenen-drehetra no navotanao, ry Tompo ô,
Vahoaka tsy hita isa no natolotrao ny Ray.
(Apok. 5, 9-10)

(Sal. 116)
 
1 - Aleloia !
Ianareo firenena rehetra,
Aoka hiara-midera ny Tompo
Ry vahoaka eran-tany tontolo,
Aoka hiantsa ny Tompo ianareo.

2 - Aleloia !
Ny Fitiavany anay tsy mba lefy,
Tsy mivadika mandrakizay ;
Hankalaza ny Tompo àry isika :
Izy Tompo manjaka amintsika.

Nampiditra pissoa
Sokajy Salamo
Ankalazao ny Tompo p. 249
Fihirana Dera p. 226
Fihirana Hasina p. 250
Fihirana Vaovao p. 220
Vavaka sy Hira p. 347
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093