Andriamanitra ô, raiso ny tolotray

Andriamanitra ô, raiso ny tolotray e, raiso.
 
1 Ny mofo madio eo ambony ôtely
 Raiso, Tompo, ho Vatan'i Jesoa, raiso.
 
2 Jereo ny divay eo ambony ôtely,
 Raiso, Tompo, ho Ran'i Jesoa, raiso.
 
3 Ny rano anampy ny divay mba raiso
 Fa misolo ny tenanay, raiso.
 

Nampiditra ari.malala
Sokajy Fanolorana
Fihirana Dera p. 74
Fihirana Hasina p. 169
Fihirana Vaovao p. 362
Vavaka sy Hira p. 726
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0695