Miara-manolotra amin'i Jesoa

(Miverina indroa ny fiverenana sy ny andininy)
 
1. Miara-manolotra amin'i Jesoa
Ho fankasitrahana ny asantsika

Fiv. Raiso re, ry Andriamanitra o
Na dia tsy lavorary aza


2. Miara-manolotra amin'i Jesoa
Ho fankasitrahana ny fiainantsika

3. Miara-manolotra amin'i Jesoa
Ho fankasitrahana ny androntsika

Nampiditra admin
Sokajy Fanolorana
Fihirana Dera p. 76
Fihirana Hasina p. 783
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091