Ho vatolampiko ny anaranao, ry Iaveh

Ho vatolampiko, ho vatolampiko,  
Ny anaranao ry Iaveh, vatolampiko

 
1 - Tompo ô henoinao ny seton-mbavako
Miandry famonjena, vonjeo fa osa re
 
2 - Tompo ô, ampio aho, omeo ny herinao
Ka ireo fahavalo hilavo lefona
 
3 - Raha lavitra anao ity mpanomponao
Dia tena very dia, raha tsy eo anilanao

Nampiditra ari.malala
Sokajy Samihafa
Fihirana Dera p. 49
Fihirana Hasina p. 95
Fihirana Vaovao p. 458
Vavaka sy Hira p. 480
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0209