Vognono zaho

Nampiditra: zamamiko
Sokajy: Komonio, Antson'Andriamanitra,


1-Moa tia zaho mihoatra ireto ianao ô
Hoy i Jesoa tamin'i Piera a
Eny Tompo ô fantatrao fa tiako anao
Hoy Piera tamin'i Jesoa

Fiv: Vognono hiambigny ny zanak'ondry e ia
Vognono hiambigny ny renin'ondry e ia
Vognono hiambigny ondry jiaby é ( oo zaho o)

2-Anao Jesoa Kristy mahay raha miafigny am-pon'ologno
Izay miafigny lavitry agny é
Anao nagniraka zaho
Mahatonga zaho nagnano hoe
Vognono, vognono zaho ô

3-Tamin'izaho mbola tanora
nampisikigny tena sy nandeha tamin'ny tiako atao ô
Izy koa zaho efa matoe
olon-kafa rô nampisikigny sy nitondra amin'izay tsy tiako ô


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.1036 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org