Ny heloka vitako, Ray ô, ifonako

Nampiditra: Barry76
Sokajy: Fifonana,


Ny heloka vitako Ray ô, ifonako
Ny heloka vitako Ray ô, ifonako
Tompo ô mamindrà fo amiko
Tompo ô mamindrà fo amiko

Tsy nety nataoko Jesoa ô, ifonako
Tsy nety nataoko Jesoa ô, ifonako
Kristy ô mamindrà fo amiko
Kristy ô mamindrà fo amiko

Faniratsirana Fanahy ô, ifonako
Faniratsirana Fanahy ô, ifonako
Tompo ô mamindrà fo amiko
Tompo ô mamindrà fo amiko

                            (hiran'i P Jonah)


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0523 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org